🔗 ⚙️

Koaitra from Devl by FXQ252200019

Tracklist
5.FXQ252200019 - Koaitra1:59
Lyrics

‘Zaho anie reny
tretrika aho fa izaho mila anao
kanefa : « Ataon’lah koaitra i Dago ô, ‘zay manana kely mahazo ô ô ya !»
Manirery,
Nilaozanao ka miady irery aho ah !
« Lanin’’ny Zongo i Dogo ô , ianao nantenaina tsy miaro ô ô ya ! » 
« Ataon’lah koaitra i Dago ô, ‘zay mahavidy mahazo ô ô ya ! »
‘Zaho tontolo, nomeko anao
Sahinao anefa a a
« Velariny fotsiny i dago o, ze manana kely mahazo ô ô ya »
Varo-dreny,
Maizina amiko ny lanitra aaaa
« Ny ambany lanitra hamidy, fonenanireo ‘zay handimby ô ya ! » 

Ataon’lah koaitra i dago ô, ‘ze manana kely mahazo ô ô ya !
Trano ve lesy amidy, fonenan’ireo ‘zay handimby ô ya
Velariny fotsiny i dago o, ny tambiny ‘tsisy mahazo ô ô !
Hmmmmmm hmmm hmmmm….
Ataon’lah koaitra i dago ô, ‘ze manana kely mahazo ô ô ya !
Trano ve lesy ho amidy, fonenan’ireo ‘zay handimby ô ya
Velariny fotsiny i dago o, ny tambiny ‘tsisy mahazo ô ô !

Credits
from Devl, released June 15, 2024
Written & composed by LohArano
℗ & © 2024 Libertalia Music & Wiser Records
LicenseAll rights reserved.
Tags
Recommendations